plt_tn/exo/28/21.md

633 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miteny amin'i Mosesy ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh.

Alaharo ireo vato

DH: "Tsy maintsy alahatrao ireo vato"

peratra fitomboka

Ny fitomboka dia vato voasikotra nampiasaina mba hampipetaka ny sary amin'ny tombokase savoka. Eto ny vato dia natao mifampitaingitaingina teo amin'ny peratra. Jereo ny nandikanao ny hoe "fitomboka" ao amin'ny 28:10.

rojo volamena madio voarandrana tahaka ny tady, eo amin'ny saron-tratra

"rojo izay vita tamin'ny volamena tsy mifangaro ary narandrana tahaka ny tady". Jereo ny nandikanao io andianteny io ihany ao amin'ny 28:13.