plt_tn/exo/25/25.md

24 lines
379 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miresaka amin'i Mosesy izay tsy maintsy ataon'ny vahoaka i Yaveh.
# iray vodivoam-pelatanana
fandrefesana 7 ka hatramin'ny 8 santimetatra
# rafitra
"rafitra ho an'ny latabatra"
# misy ny tongony
"ireo ranjo dia"
# Tsy maintsy fatorana
DH: ''Tsy maintsy mamatotra ireo rojo ianao"
# mba hilanjana
"mba ahafahanareo milanja