plt_tn/exo/24/12.md

422 B

ireo vato fisaka sy ny lalàna ary ireo didy

Nosoratan'Andriamanitra teo amin'ireo vato fisaka ny lalàna sy ireo didy. Io dia afaka ambara mazava. DH: "vato fisaka roa izay nanoratako ireo lalàko rehetra" (UDB)

niaraka tamin'i Josoa mpanampiny

Nosoratan'Andriamanitra teo amin'ireo vato fisaka ny lalàna sy ireo didy. Io dia afaka ambara mazava. DH: "vato voarary roa izay nanoratako ireo lalàko rehetra" (UDB)