plt_tn/exo/22/18.md

245 B

Na iza na iza miara-mandry amin'ny biby dia tsy maintsy ho vonoina tokoa

Eto ny hoe "miara-mandry amin'ny biby" dia sarinteny izay midika fa miray amin'ny biby ny olona iray. DH: "Tsy maintsy hamono izay olona miray amin'ny biby tokoa ianao"