plt_tn/exo/22/14.md

556 B

tsy maintsy manonitra

''tsy maintsy handoa biby hafa indray tokoa" na "tsy maintsy handoa biby amin'ny tompony"

raha nofaina ilay biby

DH: "raha misy olona nanofa biby"

honerana amin'ny hofany izany

Ny olona izay nindrana biby dia tsy handoa zavatra amin'ny tompony mihoatra noho ny hofany. Io hofany io dia haloa ho solon'ilay biby. Io dia afaka ambara mazava ao amin'ny fandikan-teny. DH: "ny vola izay naloan'ny olona nanofa ilay biby dia hanarona ny fahaverezan'ilay biby"

hofany

"saram-panofana'' na "vola naloa mba hanofana ilay biby"