plt_tn/exo/22/10.md

640 B

tsy maintsy mianiana amin'i Yaveh ireo roa ireo

Ny olona izay noendrikendrehina nangalatra biby ihany no tsy maintsy mianiana. Ny tompon'ny biby very dia tsy maintsy manaiky ny fianianana izay nianianana. DH: "ny olona izay nikarakara ilay biby dia tsy maintsy mianiana fianianana anatrahan'i Yaveh ary ny tsy maintsy manaiky izany fianianana izany ny tompony"

Fa raha nangalarina taminy izany

DH: "Nefa raha nisy olona nangalatra ny biby taminy''

Raha nisy biby noviraviraina

DH: "Nefa raha nisy bibidia namiravira biby"

Tsy hanonitra izay efa noviraviraina izy

DH: "Tsy handoa solon'ny biby izay novonoin'ilay bibidia izy"