plt_tn/exo/18/13.md

824 B

Fa inona izato ataonao amin'ny olona izao?

Mampiasa io fanontaniana io i Jetro mba hanehoana an'i Mosesy fa izay nataony dia tsy tsara. Io fanontaniana fampisainana io dia afaka adika ho fanambarana. DH: "Tsy tokony nanao izao rehetra izao amin'ireo vahoaka ireo ianao!"

Nahoana no ianao irery no mipetraka...nanomboka maraina hatramin'ny hariva?

Mampiasa io fanontaniana io i Jetro mba hanehoana an'i Mosesy fa efa nahavita be izy. Io fanontaniana fampisainana io dia afaka adika ho fanambarana. DH: "Tsy tokony hipetraka irery ianao...manomboka ny maraina mandra-pahariva!"

ianao irery no mipetraka

Ny teny hoe "mipetraka" eto dia sarinteny amin'ny hoe "mitsara". Hipetraka ireo Mpitsara raha mbola mihaino ny tarainan'ny vahoaka izy ireo. DH: "mitsara irery ianao" na "ianao irery no olona hitsara ny vahoaka"