plt_tn/exo/17/14.md

16 lines
642 B
Markdown

# hamono tanteraka ny fahatsiarovana ny Amalekita Aho
Resahin'Andriamanitra toy ny hoe nanala ny fahatsiarovan'ny olona ny Amalekita ny faharavan'ny Amalekita. Rehefa rava tanteraka ny vondron'olona, dia tsy misy na inona na inona hahatsiaro momba azy ireo. DH: "Hamotika tanteraka ny Amalekita Aho"
# tanana dia nasandratra ambony
Hanandratra ny tanan'izy ireo ny vahoaka rehefa mampanantena na manao antoka, mba hananganana tanana hanondro ny fampanantenana" (UDB)
# tanana dia nasandratra ambony
DH: "nanandratra ny tanany i Yaveh" na "nanao fampanantenana masina i Yaveh"
# Amalekita
Io dia manondro ireo Amalekita. DH: Amalekita"