plt_tn/exo/16/33.md

431 B

Ary ny omera iray dia mira ampahafolon'ny efaha iray

Ny omera na ny efaha dia samy fitoerana handrefesana fatra. Ny mpamaky voalohany dia mety fantatra hoe ohatry ny ahoana ny habetsaky ny efaha. Io fehezanteny io dia mety hanampy azy ireo hahafantatra hoe ahoana ny habetsaky ny omera. Ho an'ireo fiteny izay tsy mampiasa ampahany, dia afaka atao teny izany. DH: "Ary ny omera iray dia mira efaha iray"

omera

"roa litatra"