plt_tn/exo/16/26.md

214 B

fa ny andro fahafito

"fa amin'ny andro fahafito"

mana

Io dia anarana nomen'ireo Israelita ny mofo izay nasehon'i Yaveh tamin'izy ireo isa-maraina.

tsy nahita mihitsy izy ireo

"tsy nahita mana izy ireo''