plt_tn/exo/16/06.md

1.2 KiB

Iza moa izahay no dia mampitaraina anareo?

Nampiasa io fanontaniana io i Mosesy sy i Arona mba hanehoana fa ny vahoaka izay adala no mitaraina manohitra azy ireo. DH: "Tsy dia matanjaka loatra aminao izahay no dia hitaraina hanohitra anao". na "Adalana ny mitaraina manohitra anay, satria tsy afaka manao izay tianao izahay."

mofo

Resahin'i Mosesy toy ny hoe mofo ny sakafo izay halefan'Andriamanitra. Hihinana izany tahaka ny sakafon'izy ireo isan'andro ireo Israelita, tahaka ny nihinanan'izy ireo mofo isan'andro talohan'izany. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 16:4. DH: "sakafo" na "sakafo tahaka ny mofo"

Mba iza moa izaho sy Aarona?

Nampiasa io fanontaniana io i Mosesy mba hanehoana amin'ny vahoaka fa tsy manana fahefana hanomezana azy ireo izay tiany izy sy Arona. DH: "Tsy afaka hanome anareo izay tianareo i Arona sy izaho."

Tsy manohitra anay ny fitarainanareo; fa manohitra an'i Yaveh.''

Nitaraina nanohitra an'i Mosesy sy Arona ny vahoaka, izay mpanompon'i Yaveh. Mba amin'ny alalan'ny fitarainany nanohitra azy ireo, no nitarainan'izy ireo nanohitra an'i Yaveh marina tokoa. DH: Ny fitarainanareo dia tsy manohitra anay tokoa; manohitra an'i Yaveh, satria mpanompony izahay"