plt_tn/exo/15/22.md

206 B

nitarika ny Israely i Mosesy

Ny teny hoe "Israely" dia manondro ny vahoakan'i Israely. DH: "Nitarika ny vahoaka Israelita i Mosesy"

efitr'i Sora...Mara

Tsy fantatsika ny tena misy ireo toerana ireo.