plt_tn/exo/15/01.md

799 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Io dia hira momba ireo zava-nitranga tao amin'ny 14:26.

ny soavaly sy ny mpitaingina izany dia natsipiny tao anaty ranomasina

Mosesy nihira momba an'Andriamanitra nahatonga ny ranomasina hanarona sy hanafotra ny soavaly sy ny mpitaingina izany tahaka ny hoe natsipin'Andriamanitra tao anaty ranomasina izy ireo. DH: "nanao ny ranomasina hanarona ny soavaly sy ny mpitaingina Izy" na "nanao ny soavaly sy ny mpitaingina hilentika tao an-dranomasina Izy"

ny soavaly sy ny mpitaingina izany

Io dia manondro ny soavaly Egyptiana rehetra na maro sy ireo mpitaingina izay nandroaka ireo Israelita. DH: "ireo soavaly sy ireo mpitaingina"

mpitaingina

Izany dia olona izay mipetraka eo amin'ny soavaly na mandeha ao amin'ny kalesy izay tarihin'ny soavaly.