plt_tn/exo/12/24.md

206 B

izany fotoana izany...izany fomba fivavahana izany

Ireo andianteny ireo dia manondro ny Paska na ny Firavoravoan'ny Mofo Tsy misy masirasira. Ny fandinihana ny Paska dia fihetsika fanompoana an'i Yaveh.