plt_tn/exo/12/21.md

326 B

niantso

"niantso"

hysopa

Io dia zava-maniry ao amin'ny fianakavian'ny solila, izay be hazo ary nampiasaina anamboarana hazo fisaka.

amin'ny tolàm-baravarana roa sy tataom-baravarana

"eo amin'ny lafiny sy eo amin'ny tampon'ny lalana miditra ao an-trano." Jereo ny nandikanao io andianteny io ihany ao amin'ny 12:5.