plt_tn/exo/12/01.md

567 B

Ho anareo, ity volana ity no ho fiandohan'ireo volana, dia ny voalohan'ny volana amin'ny taona ho anareo

Ireo andian-teny roa ireo dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny ary manindry fa ny volana izay nitrangan'izany zava-niseho tamin'ity toko ity dia ho fiatombohan'ny tetiandron'ny taonan'izy ireo.

voalohan'ny volana amin'ny taona

Tafiditra amin'ny volana voalohan'ny tetiandro Hebreo ny tapany faran'ny Martsa sy ny tapany voalohan'ny Aprily amin'ny tetiandro Tandrefana. Izany dia manamarika ny namonjen'i Yaveh ireo Israelita tamin'ireo Egyptiana.