plt_tn/exo/10/01.md

8 lines
282 B
Markdown

# fa efa nohamafisiko ny fony sy ny fon'ireo mpanompony
Miteny ny nanaovana an'i Farao sy ireo mpanompony ho mafy loha tahaka ny hoe nanamafisany ny fony Andriamanitra. Jereo ny nandikanao ny hoe "Nanamafy ny fon'i Farao i Yaveh" ao amin'ny 9:11.
# isan-karazany
"maro samihafa"