plt_tn/exo/08/13.md

194 B

nohamafisiny ny fony

"Nanamafy ny fony i Farao". Eto ny hoe "nanamafy" dia midika fa nanjary mafy loha izy.

araka ny nolazain'i Yaveh fa ho ataony

"tahaka ny nolazain'i Yaveh fa hataony"