plt_tn/exo/06/28.md

4 lines
273 B
Markdown

# Tsy dia mahay miteny aho...ahoana no hihainoan'i Farao ahy?
Manontany izany fanontaniana izany i Mosesy tami-panantenana fa hiova hevitra Andriamanitra. Io fanontaniana fampisainana io dia afaka adika ho fehezanteny. DH: "Tsy dia mahay...tsy hihaino ahy tokoa i Farao!"