plt_tn/exo/06/23.md

249 B

Nadaba...Itamara

Ireo dia anaran-dehilahy.

Fineasa

Ireo dia anaran-dehilahy.

Ireo no lohan'ny fianakaviana teo amin'ireo Levita

Ny teny hoe ''loha" eto dia manondro ny mpitarika ny fianakaviana. DH: "Ireo dia mpitarika ireo fianakaviana"