plt_tn/exo/05/03.md

12 lines
529 B
Markdown

# Andriamanitr'ireo Hebreo
Io dia teny ampiasaina ho an' ny Andriamanitr'ireo Israelita na Yaveh ihany koa.
# na amin'ny sabatra
Eto ny hoe "sabatra" dia manondro ady na fanafihan'ireo fahavalo. DH: "na mahatonga ny fahavalonay hanafika anay" (UDB)
# nahoana ianareo no manala ny olona amin'ny asan'izy ireo?
Mampiasa io fanontaniana io i Farao mba hanehoana ny hatezerany amin'i Mosesy sy Arona tamin'ny nanalana ireo Israelita amin'ny asan'izy ireo. DH: "atsaharo ny fandrebirebena ny vahoaka amin'ny fanaovana ny asany!"