plt_tn/exo/03/09.md

230 B

efa tonga aty amiko ireo fitarainan'ny vahoakan'i Israely

Eto ny teny hoe ''fitarainana'' dia resahana toy ny hoe olona izay afaka mihetsika amin'ny alalany ihany izy ireo. DH: ''Efa reko ireo ranomason'ireo vahoakan'Israely''