plt_tn/exo/01/18.md

574 B

mpampivelona

Ireo vehivavy izay nanampy ny vehivavy hiteraka. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 1: 15.

Nahoana no nanao izao ianareo, ary namela ireo zazalahy kely ho velona?

Nanontany izany fanontaniana izany Farao mba hibedesana ireo mpampivelona tamin'ny namelana ilay zazalahy ho velona. Io fanontaniana fampisainana dia azo adika ho fanambarana. DH: ''Tsy nankato ny didiko tamin'ny famonoana ireo zazalahy kely!''

Tsy mitovy amin'ireo vehivavy Egyptiana ireo vehivavy Hebreo

Namaly tamim-pahendrena mba hampitony ny hatezeran'i Farao ireo mpampivelona.