plt_tn/est/09/17.md

447 B

fahatelo ambin'ny folon'ny volana Adara

Hadikao mitovy amin'izay nanaovanao azy tao amin'ny 3:12 izany.

Tamin'ny andro fahaefatra ambin'ny folo kosa dia nitsahatra

"Tamin'ny andro fahaefatra ambin'ny folo no nitsahatra ireo Jiosy tao amin'ny faritany"

ireo Jiosy izay tany Sosana dia niara-niangona

Ny antony niangonanan'izy ireo dia azo hazavaina. DH: "ireo Jiosy izay tao Sosana dia nivondrona mba hiady amin'ireo fahavalon'izy ireo"