plt_tn/est/05/05.md

16 lines
366 B
Markdown

# Inona no tadiavinao
DH: "Inona ny angatahinao" na "inona no ilainao"
# Fa homena anao izany
DH: "Omeko anao izay angatahinao" na "ho ataoko aminaoizay aangatahinao"
# Inona no fangatahanao
DH: "inona no ilainao"
# mihoatra ny antsasaky ny fanjakako aza, dia homena izany
DH : "raha mangataka mihoatra ny antsasaky ny fanjakako ianao, dia homeko anao izany"