plt_tn/est/04/15.md

252 B

Sosana

Hadikao toy ny tao amin'ny 1:1

mifadia hanina ho ahy ... hifady

Ny fifadian-kanina dia fihetsika fataon'ireo Jiosy rehefa mivavaka mafy izy ireo. DH: "mifadia hanina ary mivavaha amiko ... dia hifady sy hivavaka"

telo andro

"3 andro"