plt_tn/est/04/09.md

436 B

raha misy lehilahy na vehivavy mankany amin'ny mpanjaka ... ankoatr'izay tondroin'ny mpanjaka amin'ilay tehim-bolamena

Tsara raha zaraina roa izany fehezanteny izany. DH: "tsy misy lehilahy na vehivavy navelan'ny mpanjaka hiditra ao anatin'ny kianja raha tsy nampanantsoin'ny mpanjaka izy ireo. Ny olona izay mandika izany lalàna izany dia ho vonoina raha tsy hoe maninjitra ny tehiny eny aminy ny mpanjaka"

telopolo

"30 andro"