plt_tn/est/04/01.md

552 B

fantatr'i Mordekay izay efa vita rehetra

"nahafantatra ny momban' ireo taratasy"

norovitiny ny akanjony ka nitafy lamba fisaonana sady nihoson-davenona

Izany fihetsika izany fanehoana alahelo lehibe. DH: "norovitiny ny akanjony ka nitafy lamba fisaonana sy nihoson-davenona mba hampisehoany ny alahelony"

faritany

Hadikao toy ny tao amin'ny 1:1 izany.

nisy fisaonana lehibe teo amin'ireo Jiosy

"nisaona tanteraka ireo Jiosy"

nandry teo amin'ny lamba fisaonana aman-davenona

"nanao lamba fisaonana ary nipetraka teo amin'ny lavenona"