plt_tn/est/01/16.md

336 B

'ireo manam-boninahitra sy ireo vahoaka izay manerana ny faritany ... ireo vehivavy rehetra

Ireo dia fanitarana hanamafisana ny faharavana izay naterakin'ny fandavan'ireo mpanjaka vavy.

Dia hisy famingavingana sy fahatezerana be

Ho tezitra amin'ny vadin'izy ireo ary hanamavo azy ireo

faritany

Hadikao toy ny tao amin'ny 1:1