plt_tn/est/01/03.md

20 lines
503 B
Markdown

# Tamin'ny taona fahatelo nanjakany
"Taorian'ny nanjakany nandritry ny 2 toana"
# Ny tafika
Izany dia mety manondro ireo lehiben'ny tafika. DH: Ireo manam-boninahitra tao amin'ny tafika
# ny haren'ny famirapiratan'ny fanjakany
Ireo teny ireo dia manana dikany mitovy ary samy manamafy ny halehiben'ny fanjakany"
# ny hajan'ny voninahitrin'ny fahalehibiazany
Ireo teny ireo dia manana dikany mitovy ary samy manamafy ny halehibeny. DH: "ny famirapiratan'ny halebiazany"
# 180
Valopolo amby zato