plt_tn/eph/06/10.md

441 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Paoly manome torolalana mba hampahery ireo mpino amin'ity ady iainantsika ho an' Andriamanitra ity.

Itafio ny fiadian'Andriamanitra rehetra, mba afahanao mijoro manohitra ireo tetiky ny devoly

Ireo Kristianina dia tokony mampiasa ny loharanao rehetra omen'Andriamanitra mba hijoroana tsara manohitra ny devoly toy ny miaramila mitafy fiadiana mba hiarovana ny tenany amin'ny fanafihan'ireo fahavalo.