plt_tn/eph/06/01.md

461 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Paoly manohy manazava ny tokony hifanaiken' ireo Kristianina. Manome fampianarana momban'ireo amkizy, ray, mpiasa, ary tompo izy.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Paoly milaza ny tenin'i Mosesy. Mosesy dia niresaka tamin'ireo olon'Isiraely toy ny hoe olona iray ihany izany.

Ry zanaka, maneke ny ray aman-dreninareo ao amin'ny Tompo

Paoly mampatsiahy ireo zanaka mba hankatoa ny ray aman-drenin'izy ireo ara-nofo.