plt_tn/eph/05/18.md

28 lines
760 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Paoly mamarana ny fampianarany ny amin'ny fomba tokony hiainan'ny mpino rehetra.
# Ary aza manao mamon'ny divay
''Ary ianareo dia tsy tokony ho mamon'ny fisotroana divay''
# Fa kosa, aoka ho fenon'ny Fanahy Masina
''Fa tokony hanjakan'ny Fanahy Masina kosa ianareo''
# salamo sy fihirana ary hiram-panahy
Paoly dia mitanisa karazana mozika miavaka.
# salamo
Ireo dika azo heverina: 1) teny nalaina avy tao amin'ny Bokin'ny Salamo na 2) ny hira fiderana rehetra
# fihirana
hira izay midera ny Ray na ny Zanaka
# hiram-panahy
Ireo dika azo heverina: 1) ireo dia hira momban' Andriamanitra na 2) ireo dia hira nomen'ny Fanahy Masina na 3) ity teny ity dia mitovy amin'ny "fihirana" ary tsy mila teny manasaraka.