plt_tn/eph/04/28.md

884 B

teny maloto

Ity dia maneho ny teny izay ratsy na tsy misy dikany.

amin'ny fanorenana ny hafa

''hampiononana ny hafa'' na ''hampaherezana ny hafa''

izay ilain'izy ireo, mba tena hanampy ireo izay mihaino anareo ny teninareo

''izay ilain'izy ireo. Amin'izay dia hanampy ireo izay mihaino anareo ianareo''

aza mampalahelo

''aza mampaory'' na ''aza mampatezitra''

fa avy aminy no nanaovana tombo-kase anareo ho amin'ny andron'ny fanavotana

Ny Fanahy Masina dia manome toky ireo mpino fa hanavotra azy ireo Andriamanitra. Paoly dia miresaka ny Fanahy Masina toy ny hoe marika izay apetrak'Andriamanitra amin'ireo mpino izy mba hampisehoana fa Azy izy ireo. DH: ''fa izy no tombo-kase izay manome antoka anareo fa hamonjy anareo Andriamanitra amin'ny andron'ny fanavotana'' na ''izy no manome antoka anareo fa hanavotra anareo Andriamanitra amin'ny andron'ny fanavotana"