plt_tn/eph/04/25.md

573 B

ialao ny lainga

''aza mandainga intsony''

samy isan'ny rantsan'ny rehetra isika

''an'ny tsirairay avy isika'' na ''isan'ny fianakavian' Andriamanitra isika''

Mitezera fa aza manota

''mety ho tezitra ianao, fa aza manota'' na ''raha tezitra ianao, dia aza manota''

Aza avela ho tratrin'ny masoandro mody ny hatezeranao

''tokony hanajonana ny hatezerana mialohan'ny fahatongavan'ny alina ianareo'' na ''avelao ny hatezeranao mialohan'ny hiafaran'ny andro''

Aza manome hirika ho an'ny devoly

''Aza manome hirika ny devoly hitarika anareo amin'ny fahotana''