plt_tn/eph/03/08.md

771 B

olo-masin'Andriamanitra

''ireo izay natokan'Andriamanitra ho an'ny tenany''

saro-katsahina

tsy afaka fantarina tanteraka

haren'i kristy

Paoly miresaka ny marina momban'i Kristy sy ireo fitahiana izay entiny toy ny hoe harena ara-nofo ireo.

hitondrako fanazavana amin'ny olon-drehetra ny fandaharan'Andriamanitra

Ny fitondrana fanazavana amin'ny olona dia maneho ny fampianarana azy ireo. DH: ''mampisy hazavana amin'ny fandaharana miafin' Andriamanitra mba ho fantatry ny olona izany'' na ''mampianatra ny olon-drehetra ny fandaharan' Andriamanitra''

Io fandaharana io dia nafenin'Andriamanitra, ilay nahary ny zavatra rehetra

''Andriamanitra, izay nahary ny zavatra rehetra, dia nanafina io fandaharana io nandritry ny vanim-potoana lava tany aloha''