plt_tn/eph/01/13.md

670 B

ary voatomboka tamin'ilay Fanahy Masina nampanantenaina

Ny savoka dia napetaka tamin'ny taratasy ary nasiana famantarana maneho ilay olona nanoratra ny taratasy. Paoly mampiasa io fomba fanao io toy ny sary izay hampisehoana ny fomba nampiasan'Andriamanitra ny Fanahy Masina mba hanomezana antoka antsika fa Azy isika. DH: ''Andriamanitra nanatomboka anareo tamin'ny Fanahy Masina izay nampanantenainy''

antoka ho an'ny lovantsika

Ny fandraisana izay nampanantenain' Andriamanitra dia noresahina toy ny hoe olona iray mandova fananana na harena avy amin'ny mpikambana ao amin'ny fianakaviana. DH: ''ny antoka fa handray izay nampanantenain' Andriamanitra isika''