plt_tn/ecc/12/10.md

842 B

Ireo tenin'ny olon-kendry... nampianarin'ny mpiandry ondry iray.

Ny mpanoratra dia mampitaha ny mpitoriteny izay mampiasa ireo teniny mba hampianarana ny olona ho mpiandry izay mampiasa ny fitaovany hitarihana ny biby fiompiny.

Ireo tenin'ny olon-kendry dia tahaka ny tsindrona.

"ny olon-kendry dia mankahery antsika anao fihetsika, tahaka ny tapa-kazo maranitra hitsindomana ny biby mba hietsika."

Tahaka ireo fantsika tsara lentika ireo tenin'ireo tompo ao amin'ny fanangonan' ohabolan'izy ireo

"tahaka anao miantehitra amin'ny fantsika efa naletika lalina, no hianteheranao ny ohabolana voasoratrin'ny olon-knedry."

ireo tenin'ireo tompo ao amin'ny fanangonan' ohabolan'izy ireo

"ireo tenin'ireo izay traikefa amin'ny fanangonana ny ohabolana"

izay nampianarin'ny mpiandry ondry iray.

"izay ampianarin'ny mpiandry iray"