plt_tn/ecc/10/20.md

578 B

na dia ao an-tsainao aza,

"na dia ao amin'ny heritreritrao aza"

olona manan-karena ao amin'ny efitra fandrianao

"olona manan-karena izay eo am-pandrianao." Ity dia midika fa tokony tsy hanozona olona manan-karena ianao na dia ao amin'ny toerana manokana izay tsy misy mahare aza.

Fa ny voron'ny lanitra... manaparitaka ny raharaha

Ireo tsipika roa ireo dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny ary dia natambatra mba hanamafisana. Ny mpanoratra dia mampiasa fomba fiteny amin'ny vorona mba hilazana fa ny olona dia hitady izay efa nolazainao, fomba iray na hafa.