plt_tn/ecc/09/16.md

385 B

natao tsinontsinona ny fahendren'ilay olo-mahantra

Hatramin'izay nampahantra ilay lehilahy, dia tsy tian'olona ny fahendren'ilay olo-mahantra, na nankatoa azy tamin'ny fahendreny. D.H: "ataon'olona tsinontsinona ny fahendren'ilay olo-mahantra"

tsy re ireo teniny.

Nitsahatra nihaino azy ny olona. D.H: "tsy henoin'izy ireo izay lazainy" na "tsy mandray ny toro-heviny izy ireo"