plt_tn/ecc/09/11.md

678 B

ny fotoana sy ny vintana dia miantraika amin'izy rehetra.

"izay mitranga na rehefa mitranga izany k miantraika amin'izy rehetra"

miantraika amin'izy rehetra.

Eto ny teny "izy rehetra" dia maneho hazakazaka, ady, mofo, harena, ary sitraka.

tahaka ny hazan-drano... tahaka ny vorona...Tahaka ireo biby... ny olombelona

Ny fahafatesana dia misambotra ny olombelona rehefa tsy manantena izany izy ireo, tahaka ny fisamboran'ny olona ny biby rahefa tsy manantena izany izy ireo.

ao amin'ny fotoan-dratsy izay tonga tampoka amin'izy ireo.

Mety midika 1) toe-javatra ratsy izay mitranga tampoka amin'izy ireo" na 2) "amin'ny fahafatesana no hahatratra tampoka azy ireo"