plt_tn/ecc/09/06.md

772 B

zavatra rehetra izay atao ety ambany masoandro

D.H: "ny zavatra rehetra izay ataon'ny olona eo ambany masoandro

hano am-pifaliana ny mofonao, ary sotroy amin'ny fo faly ny divainao,

Ireo andian-teny roa ireo dia mizara dika mitovy ary manamafy ny lanjan'ny hafaliana amin'ny asa fototry ny fiainana.

hano am-pifaliana ny mofonao

D.H: "ankafizo ny mofonao"

sotroy amin'ny fo faly ny divainao

Eto ny teny "fo" dia maneho fihetseham-po. D.H: "sotroy am-pifaliana ny divay nao"

Aoka ho fotsy mandrakariva ny akanjonao ary aoka ho voahosotra amin'ny diloilo ny lohanao.

Fiakanjo fotsy sy fanosorana menaka amin'ny lohan'olona dia samy manamarika ny hafaliana sy fankalazana.

voahosotra amin'ny diloilo ny lohanao.

D.H: "hosory amin'ny menaka ny lohanao"