plt_tn/ecc/08/12.md

675 B

in-jato

D.H: "fotoana 100"

ho an'ireo izay manaja an'Andriamanitra izany

D.H: "mandeha tsara ny fiainana ho an'ireo izay manaja an'Andriamanitra"

izay manaja an'Andriamanitra, izay manome voninahitra ny fanatrehany

Ireo andian-teny roa ireo dia midika zavatra mitovy amin'ny ankaobeny ary natambatra ho fanamafisana.

tsy haharitra ny fiainany

D.H: "tsy ampaharetan'Andriamanitra ny fiainany"

Ireo androny dia toy ny rahona mihelina

Mety midika 1) ny mpanoratra dia mampitaha ny halavan'ny fiainan'olon-dratsy amin'ny aloka izay mandalo faingana na 2) ny hatsarana na ny hafalian'ny fiainana dia mihelina amin'ny olon-dratsy, tsy misy fananana ny fiainany.