plt_tn/ecc/08/08.md

586 B

Tsy misy mpanapaka amin'ny fofon'ainy ka hampijanona ny fofon'aina... sy misy manan-kery amin'ny andron'ny fahafatesany.

Tsy misy na iray manana fahaizana hampitsahatra ny tenany avy amin'ny fofon'aina, tsy misy na iray afaka hanohy ny fiainany rehefa tonga ny foton'ny fahafatesana.

ny faharatsiana dia tsy hamonjy ireo izay andevon'izany

Ny mpanoratra dia miresaka ny faharatsiana toy ny hoe tompony izay nanana andevo.

nampihatra ny foko

D.H: "nanapa-kevitra aho" na "namboariko ny foko"

ny asa tsara rehetra izay natao

D.H: "karazana asa rehetra izay ataon'ny olona"