plt_tn/ecc/07/26.md

771 B

ny vehivavy izay feno fandrika sy harato ny fony, ary misy rojo vy ny tanany

Ny mpanoratra dia milaza fa ny vehivavy manintona dia tahaka ny fandrika izay ampiasain'ny mpihaza hisamborana biby.

izay feno fandrika sy harato ny fony,

Eto ny teny "fo" dia manambara fisainana sy fihetseham-po. Ity dia ilay vehvavy liana amin'ny fitiavan-tena ihany. D.H: "izay te hamandrika olona"

fandrika sy harato

Ireo teny roa ireo dia samy maneho ny fomba izay hamandrian'olona biby. Mbola miheritreritra ny fomba hamandriana olona hatrany izy amin'ny fananana ireo zavatra omena azy.

misy rojo vy ny tanany

Eto ny "tanana" dia maneho hery sy fahefana. D.H: "avy amin'iza no tsy afahan'ny olona mitsoaka"

ireo mpanota kosa ho lasany.

D.H: "hambabo ireo mpanota izy"