plt_tn/ecc/07/17.md

425 B

Nahoana ianao no tokony ho faty mialohan'ny fotoanao?

"Tsy misy antony ho anao tokony hafaty anao haingana noho ianao"

mihazona io fahendrena

"manaoa ny tenanao amin'ny fahendrena"

tsy tokony hamela ny fahamarinana handeha ianao

"tokony hiezaka tsy hitsahatra ho marina ianao" na "tokony miezaka mijanona ho marina ianao"

hahita ireo adidiny rehetra

"hanao ny zavatra rehetra izay hanendren'Andriamanitra azy"