plt_tn/ecc/07/03.md

662 B

endrika malahelo

Ity dia maneho ny olona malahelo. D.H: "traik'efa izay ataon'ny olona malahelo."

hafalian'ny fo

Eto ny teny "fo" dia maneho ny fisainan'ny olona sy fihetseham-po. Ny hafaliana dia mamaritra ny hevitry ny fihetseham-pon'ny olona faly sy milamina. D.H: "heritreritra tsara"

Ny fon'ny hendry dia ao an-trano fisaonana

D.H: "Ny olona hendry dia miheritreritra lalina mahakasika ny fahafatesana"

fa ny fon'ny adala kosa ao an-trano firavoravoana.

D.H: "fa ny fitiavany ny tenany ihany no heritreretin'ny olona adala"

trano fisaonana... trano firavoravoana.

Ireo andian-teny ireo dia maneho izay mitranga ao amin'ireo toerana ireo.