plt_tn/ecc/07/01.md

8 lines
283 B
Markdown

# Ny laza tsara
D.H: "ny laza tsara"
# ka tokony raisin'ny olona velona am-po izany.
Mila mihevitra izay karazana anarana na laza izay hananany izy ireo ary handao rehefa maty any aoriana. D.H: "ireo izay mbola velona dia tsy maintsy miheritreritra zava-dehibe mahakasika izany."