plt_tn/ecc/05/15.md

1.4 KiB

ny olona teraka nitanjaka... hialany amin'ity fiainana ity

ankoatra ny nofo tsy misy fitafiana, eto ny teny "nitanjaka" dia manasongadina izay olona teraka tsy nanan-karena. D.H: "nitanjaka ilay olona ary tsy nitafy na inona na inona rehefa teraka... hiala amin'izany fiainana amin'izany fomba izany izy"

hialany amin'ity fiainana ity

D.H: "Ho faty izy"

Tsy afaka hitondra na inona na inona

D.H: "tsy afaka hitondra na niinona na inona miaraka aminy izy"

tahaka ny olona tonga tokoa, koa toy izany koa no tsy maintsy handehanany.

Ity dia maneho ny fahaterahana sy ny fahafatesan'ny olona ary manamafy hevitra mitovy toy tamin'ny andininy teo aloha.

Koa inona ny tombony azon'ny olona amin'ny fiasana ho an'ny rivotra?

Eto ny mpanoratra dia mampiasa ity fanontaniana ity hanasongadinany ny heviny fa tsy misy manana tombony amin'ny asa ho an'ny rivotra. D.H: "Tsy misy na iray aza hahazo tombony amin'ny asa ho amin'ny rivotra.

amin'ny fiasana ho an'ny rivotra

Mety midika 1) "miezaka maka rivotra" na 2) Miaina amin'ny fiasana ho an'ny rivotra izy"

Mandritry ny androny dia mihinana amin'ny aizina

Eto ny teny "aizina" dia maneho toe-javatra mampalahelo. Mety midika 1) Mandritra ny fiainany dia mihinana amin'ny alahelo izy." na 2) Ny fiainany dia lany amin'ny alahelo."

ory fatratra amin'ny aretina sy hatezerana.

D.H: "ary ory tanterraka, nofo marary sy tezitra."