plt_tn/ecc/04/07.md

352 B

zanaka lahy na rahalahy

Ity dia olona tsy manana fianakaviana.

ny masony tsy mba afa-po

D.H: "tsy afa-po izy"

Ho amin'iza no hiasako mafy ary handàvan'ny tenako ny fifaliana?

D.H: "hisy olona hahaza tombony amin'ny fiasana mafy amiko ka tsy hahazo hafaliana ve?" na "Tsy ampahazo tombony amin'ny olona ny asako ary tsy hahafaly ny tenako."